Entry mitsikilo (tsikilo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao
Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo [1.1]
Morphology 
Present : mitsikilo
Past : nitsikilo
Future : hitsikilo
Imperative : mitsikiloa

Updated on 2023/01/05