Entry mandry tsy aman' afo
Elementary words mandry ; tsy ; amana ; afo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza an' ireo mpiambina taloha izay nandrinandry tsy nahazo nanao afo fandrao fantatry ny olon-dratsy na ny fahavalo ny misy azy [1.1]
Analogs  mandry aman' afo

Updated on 2023/03/22