Entry | 1 misintaka |
Root | 2 sintaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 miala, mandao [Tanosy]
[1.78] 5 Miasaraka amin' ny vadiny, miala amin' ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon' ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 manitsika, misintaka, mitsinaka |
Updated on 2023/01/05 |