Entry mialanalana (alanalana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihataka, tsy mikasika, mitokana ho azy: Mialanalana aho raha ny amin' io raharaha io [Rajemisa 1985]
English definition to wait for the appearance of the other party in a trial. [Richardson 1885]
French definition s'isoler, être isolé ou mis de côté; être neutre [Abinal 1888]
Morphology 
mialanalana
nialanalana
hialanalana
mialanalàna

Entry mialanalàna (alanalana)
Part of speech imperative of active verb mialanalana [list]
English definition  [Richardson 1885]

2012/07/18