|
|
|
|

Entry1  mijery
Root  2 jery
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 mihevitra [Sihanaka] [1.78]
5 Manatodika ny maso any amin' olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery ahy izy no niteny izany
6 Mitazana: Aza mandany andro mijery eo am-baravarankely eo ianao
7 Mitandrina: Nahoana no tsy mijery izay ataonao akory ianao
8 Mihevitra: Tsy mijery afatsy ny fahamendrehany aho, / Mikarakara: Rakoto ve hijery ny mahantra
9 Mahita ka tsy miraharaha, tsy milaza: Aza mijery arma an-tava
10 Misy hevitra iraisana: mitily, mitsikilo, mizaha taratra, manazangazana, manarangarana, mangarangarana, mitaratra, manompirana, mangala-pijery, manao jery vilana, manao very maso, mitsipalotra (ny maso), mitodika, miherika, mangarika, mandritika, mijery ambony, miandrandra [1.1]
Explanations in English  11 to look at [1.7]
Explanations in French  12 regarder [1.8]
Examples  13  Misy fetra ny fahazakan' ny olona mijery na manao zava-doza. [2.472]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Synonyms  18 milajery
Analogs  19  manombana, 20  manopymaso, 21  mibandrina, 22  mibanjina, 23  mikandrana, 24  mitanjo, 25  mitazana, 26  mitsirika, 27  mivandraka, 28  mivandravandra, 29  mivandrina
All compound words  30  6 combinations of that word
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Updated on 2025/12/23