Entry manombana (tombana)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy ny efa ho avy amin' ny tselatselatra hita ery amin' ny vodilanitra lavitra [Rajemisa 1985]
Examples Tselatra tahaka ny lanitra manombana amin' ny fahavaratra sisa atopan' ny afon-tseranana, hahalalana ny misy an' i Toamasina. [Andriamalala: Ranomasina, page 45]

Entry manombana (tombana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manondrotra ambony ny vidin-javatra iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Tsy manombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin' izany
¶ Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin' ny nahamay ny fiarakodiako sy ny entana tao anatiny
¶ Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy io [Rajemisa 1985]
English definition to appraise, to estimate [Hallanger 1973]
French definition évaluer, apprécier [Hallanger 1974]
Morphology 
manombana
nanombana
hanombana
manombàna

Entry manombàna (tombana)
Part of speech imperative of active verb manombana [full list]
French definition  [Abinal 1888]

2012/07/10