Entry miavona (avona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
Mitovy hevitra: be taim-bava ~ mangeto-bava ~ midaondaom-bava [1.1]
Explanations in French être orgueilleux, fier [1.3, 1.5]
 être dédaigneux [1.3]
 Faire le délicat, la petite bouche [1.3]
Examples 
1
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?
[2.131]
2Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [2.529]
Morphology 
Present : miavona
Past : niavona
Future : hiavona
Imperative : miavòna
Compound words 

Entry miavòna (avona)
Part of speech imperative of active verb miavona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/06/27