Entry avona
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray
¶ Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra
¶ Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony
¶ Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko [Rajemisa 1985]
English definition   pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. [Richardson 1885]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
avona
avoko
avonao
avony
avontsika
avonay
avonareo
avon'
avon-
avom-
avo-
Synonyms   avonavona ~ anjonanjona ~ dohadoha ~ eboebo ~ rehareha ~ tohatoha
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry avona
Part of speech   noun
Malagasy definition   Akalam-bay, votoatiny [Rajemisa 1985]
English definition   the core of boils. (Prov.) See akalana. [Richardson 1885]
French definition   [Tankarana] bourbillon des furoncles. [David 1952 (takila A)]
Vocabulary  

Entry avona (vona)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io [Rajemisa 1985]
Morphology  
avona
avoko
avonao
avony
avontsika
avonay
avonareo
avon'
avon-
avom-
avo-
navona
navoko
navonao
navony
navontsika
navonay
navonareo
navon'
navon-
navom-
navo-
havona
havoko
havonao
havony
havontsika
havonay
havonareo
havon'
havon-
havom-
havo-
avonao

Updated on 2017/03/10