Entry | 1 matavy |
Root | 2 tavy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra be menaka: Hena matavy 5 Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehakany olona matavy rehefa miaka-piakarana [1.1] |
Derivatives |
|
Analogs | 7 vondraka, vaventy, donga, botrefona, vongavonga, hivokivoka, daboka, bebaka, botrabotra, dofotra, bodofotra, bolangina, refo, bada, botitaka, dongadonga, botabota, amboamboa kely, mibonabona, midibadiba, botanaka, monamona, minendonendo, montamonta, madonda, fatrofatro, mitsinatsinaka, dokadoka, boresaresa, tete menaka, be traotraoka, tretrohina, mianakanaka, be kibo, be roroha, saingona |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word matavy |
Updated on 2023/08/11 |