Entry botrefona
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sady matavy dongadonga, botrabotra, no matanjaka: Zazalahy kely botrefona [1.1]
Explanations in French Gros, gras, énorme, puissant, bien portant [1.3]
Examples Tsy nahare marary akory anefa ity lehilahy botrefona ity. [2.895]
Derivatives 
Synonyms botrefontrefona

Updated on 2020/07/31