Entry botanaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony
Mivonto na mibontsina. [1.1]
Explanations in French énorme, boursouflé, ventru [1.3]
Derivatives 
Synonyms botinaka
Other spellings 

Entry botanaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/18