Entry daka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [Rajemisa 1985]
Explanations in French son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

Entry daboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza: Fianjerana
¶ Fitsorana mivalampatra
¶ Halavoana
¶ Fiaiken-keloka na fibabohana
¶ Famelezana, fanatontana. [Rajemisa 1985]
 kapoka mafy [Rabemolaly: Fary page 314]
Explanations in English  [Richardson 1885]
Explanations in French action de battre [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 Chute, état de celui qui est couché, de tout son long
¶ action de rosser [Abinal 1888]
 action de tomber, de se précipiter de h [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Derivations 
Synonyms daraboka

Entry daboka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [Rajemisa 1985]
Explanations in French plein, gras [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 
Examples Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny [Rajemisa: Fiteny 4, page 103]

Entry daboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [SLP 1986]
Explanations in French sablière [SLP 1986]
 élément de charpente [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31