Entry (1/4) | 1 mamo |
Root | 2 hamo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy 5 Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra [1.1] |
Explanations in English |
6 drunk; disgusted; tired out [1.7] |
Explanations in French |
7 ivre; dégoûté; épuisé [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 1.1=Mienjika=varivariny=jaonjaona=tafiditra=didy=mitadidy=mivembena=doroka=mandraingiraingy=jobo=birika=leon-toaka=trabo=mena maso=mandrefy lalana=manao tari-damba=mirediredy=very saina=mamo maty=mamo be ohatra ny omby |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/4) | 23 mamo |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 sorena [Taisaka]
[1.78] |
Entry (3/4) | 26 mamo |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in Malagasy |
28 moka [Taisaka]
[1.78] |
Vocabulary |
29 Zoology: invertebrates |
Entry (4/4) | 30 Mamo |
Part of speech | 31 name (ethnonym) |
Vocabulary |
32 History: clans, tribes |
Compound words |
|
Anagrams | 34 Mamo, mamo, Mamo, mamo |
Updated on 2023/10/19 |