Entry |
mivembena
(vembena (vena))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [1.1]
|
| Tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [1.13]
|
Explanations in English | To reel, to stagger [1.7]
|
Explanations in French | Tituber [1.8]
|
| Se balancer; tituber [1.13]
|
Examples | Mivembena azon' ny toaka izy
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
mivembena |
Past : |
nivembena |
Future : |
hivembena |
|
Proverbs |
|