Index

Proverbs : mamo

Proverb 1Betsileo mamo ka toraky ny omaly tsy miova. [2.558 #886]

Proverb 2Mamo mikaike polisy. [1.68]
Ny mamo indray no miantso fokonolona:. [2.558 #198]
Ny mamo indray no miantso polisy. [1.1]
Malagasy interpretationNy mamo indray no miantso polisy. [1.1]
Enti-milaza ny mamo mitabataba ka manintona ny mason' ny polisy; heviny: ny olona manao ratsy indray no mitolo-tena amin' ny manam-pahefana. [1.1]
French translationUn ivrogne qui appelle la police. [1.68]

Proverb 3Nahoana no doroka alohan' ny mamo ? [2.558]

Index