Entry doroka
Part of speech adjective
Malagasy definition Mamo, leon-javapisotro: Doroka isan-kariva ingahy Rabe ato atsimo
¶ Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Quotes 

Entry doroka
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tambahoaka] matory andro [Rakotosaona 1972]

Entry doroka
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] nom d'une espèce de gros ver. [David 1952 (takila D)]
Vocabulary 

2017/03/10