Entry | 1 maika |
Root | 2 aika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho 5 Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho 6 Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1] |
Explanations in English |
7 in a hurry [1.7] |
Explanations in French |
8 pressé [1.8] |
Examples |
9 Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana] 10 maika hiala amin' izany aho. [2.4#] 11 Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word maika |
Anagrams | 20 maika, makia, miakà |
Updated on 2023/08/11 |