Entry rototra
Part of speech adjective
Malagasy definition Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin' ny fianaran' ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto
¶ Maika, dodona: Heverinao ve fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran' ny trano? [Rajemisa 1985]
Derivations 
Other spellings 
Compound words, titles, names 

2012/01/12