Entry | peta-toko | |
Elementary words | peta- (petaka) ; toko | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra natao antemaka, tsy dia mafy rafitra fa kongorevo, vita tsizarizary [1.1] | |
Other spellings | petaka an-toko | |
Updated on 2023/11/24 |