Entry | mafafa (fafa) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1] | |
Explanations in English | Exhausted, empty, gone [1.2] | |
Explanations in French | Raflé, entièrement enlevé [1.3] | |
Examples | ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be.
[2.996] | |
Anagrams | famafa, mafafa |
Updated on 2023/02/26 |