Entry madio (dio)
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo
¶ Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano
¶ Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao
¶ Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao
¶ Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony
Mitovy hevitra: azo itarafana ~ mangalahala ~ manganohano ~ mangarahara ~ mangarangarana ~ mangasohaso ~ mangatsakatsaka ~ mangatsohatso ~ mangoratsaka ~ manjopiaka ~ tsisy pentina ~ tsy arahin-katina ~ tsy misy fahofaho ~ tsy misy loto ~ tsy misy raorao ~ tsy misy romoromo [Rajemisa 1985]
English definition clean, clear, pure, uncontaminated, free from guilt [Richardson 1885]
 clean [Hallanger 1973]
French definition propre, innocent [Hallanger 1974]
French definition pur, propre [SLP: Voambolana]
Morphology 
madio
nadio
hadio
madiova
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Aiza no hisy lakozia madio? [Andraina: I Vola, page 10]
2Maivana sy madio ny rivotra. [Ravelomanana: Lalana, page 52]
3Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [Ravalison: Ratsilefilaza]
Quotes 
Toponymy Place names having the word madio (5)
Andranomadio
  Madiolamba
  Madiorano
  Sahamadio
  Vatomadio
 

Entry madio
Part of speech noun
French definition (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary 
Scientific name Elaeocarpus alnifolius

Entry MAD-IO
Part of speech noun (acronym) [list]
French definition Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1]
Tables and plates acronyms

2018/11/22