| Entry (1/2) | 1 tapitra |
| Part of speech | 2 participle |
| Explanations in Malagasy |
3 Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao
4 Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra 5 Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara 6 (vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1] |
| Explanations in English |
7 ended, finished; used up, all gone
[1.7] |
| Explanations in French |
8 fini, terminé
[1.3, 1.8] 9 achevé, accompli [1.3] 10 épuisé [1.8] |
| Examples |
11 tapitra ity asa ity (Ce travail est fini, terminé, achevé)
[1.3]
12 tapitra ny taona (Nous sommes à la fin de l'année) [1.3] 13 Rehefa tapitra ny tenin'ireo mpiampaga, dia navela hiteny izy telo mianaka. [2.324] 14 Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470] 15 Nozerany zaran' angady tamin' ny lohany dia tapitra aina teo no ho eo. [2.472] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 21 9 combinations of that word |
| Entry (2/2) | 22 tapitra |
| Part of speech | 23 passive verb |
| Explanations in English |
24 ended, finished; used up, all gone
[1.7] |
| Explanations in French |
25 sali, crotté
[1.3] |
| Updated on 2025/11/09 |
|