|
|
|
|

Entry1  kahihitra
Root  2  hihitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika [1.1]
Explanations in English  5  a confirmed penurious person [1.2]
6  stingy, avaricious [1.7]
Explanations in French  7  ladre, sordide d'avarice [1.3, 1.8]
8  lésineux [1.3]
9  avare [1.8]
Examples  10  Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny; [1.38]
11  Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. [2.996]
Analogs  12  Mahihitra, mahidy, kahidy, kafiry, matsitsy, katity, kely hiratra, kely hoho, kely tanana, mamaky akotry, manjaitra atody, mafy tanana, mafy fonosana, mihirim-belona, kongona
Proverbs  13  Proverbs containing the word kahihitra

Updated on 2023/01/20