|
|
|
|

Entry 1  mahidy
Root  2 hidy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 [Tanala] kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) [1.78]
5 Mitsitsy tafahoatra; mahihitra [1.1]
Explanations in French  6 avare, parcimonieux [1.3]
Examples  7  mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay [2.245#157]
Analogs  8  kafiry, 9  kahidy, 10  kahihitra, 11  katity, 12  kely hiratra, 13  kely hoho, 14  kely tanana, 15  mafy fonosana, 16  mafirana, 17  mahihitra, 18  makikitra, 19  mamaky akotry, 20  mandidy sofin' amalona, 21  manjaitra atody, 22  matsitsy, 23  mihirim-belona, 24  tiatia kely

Anagrams  mahidy, 25 mihady

Updated on 2026/04/22