Entry kafiry
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mitsitsy tafahoatra, mampijaly tena na mampitondra fahoriana ny hafa noho ny fahihirana, kahidy [Rajemisa 1985]
English definition   miserly, very avaricious [Hallanger 1973]
French definition   Ladre, parcimonieux à l'excès, misérable, cruel, féroce, se dit de tout mal, de tout malheur excessif [Abinal 1888]
   avare, ladre [Hallanger 1974]
Examples   Tsy mahasoa ny harena, amin'ny olona kafiry velona; [Baiboly: 28:014:003/Eklesiastika 14:3..]
Derivations  

Entry kafiry
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Sihanaka] sompatra, mpamosavy [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/10/10