Entry (1/3) | 1 hatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana [1.1] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 9 hatra |
Part of speech | 10 adverb |
Explanations in Malagasy |
11 Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà [1.1] |
Explanations in English |
12 up to, as far as (of time and space) [1.7] |
Explanations in French |
13 depuis, jusqu'à [1.8] |
Vocabulary |
14 Time |
Compound words |
|
Tables and plates |
22 All the adverbs |
Entry (3/3) | 23 hatra |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in English |
25 a word for zatra [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
26 habitué. § zàtra. [Tankarana]
[1.19] |
Updated on 2023/09/28 |