Entry hahelika
Elementary words ha- (hatra) ; helika
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Hatreo amin' ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano [1.1]
Explanations in English Up to the armpits [1.2]
Explanations in French Jusqu'aux aiselles [1.3]
 Il y a de l' eau jusqu' aux aisselles [2.415]
Examples fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika. [2.69]
Vocabulary 

Updated on 2023/11/20