Entry ahatra (hatra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, miantefa amin' ny...: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary saina izy [Rajemisa 1985]
English definition   to be made to reach to. [Richardson 1885]
   to be brought up to, to be applied [Hallanger 1973]
French definition   qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur [Abinal 1888]
   qu'on applique [Hallanger 1974]
Examples  
1Taorian'izany fijaliana izany, na dia voasazy tamim-pamindram-po ihany aza izy dia nahalala ny hamafin'ny fampijaliana ahatra amin'ny tsy mpivavaka, tsaraina amin-katezerana. [Baiboly: 27:011:009/Fahendrena 11:9..]
2Tsarovy fa toy ny didy nahatra taminy izay hahatra aminao, ny ahy omaly; [Baiboly: 28:038:022/Eklesiastika 38:22..]
Morphology  
ahatra
ahatro
ahatrao
ahany
ahatsika
ahatray
ahatrareo
ahatr'
aha-
ahatry
nahatra
nahatro
nahatrao
nahany
nahatsika
nahatray
nahatrareo
nahatr'
naha-
nahatry
hahatra
hahatro
hahatrao
hahany
hahatsika
hahatray
hahatrareo
hahatr'
haha-
hahatry
aharo

Updated on 2013/12/09