Entry halohalika
Elementary words ha- (hatra) ; lohalika
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara [1.1]
Explanations in English Depth of the knee [1.2]
 Up to the knees [1.2]
Explanations in French Jusqu' au genou, se dit de la profondeur de l'eau [1.3]
 Il y a de l' eau jusqu' au genou [2.415]
Examples 
1Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [2.69]
2Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. [2.508]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/11/20