Entry | 1 haingo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra apetaka amin' ny akanjo na entina eny amin' ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena: Mahafinaritra ny haingon' akanjonao 4 Izay rehetra entina handravahana zavatra, ary na dia hatramin' ny ara-tsaina sy ara-panahy aza: Ho haingon' ny tokantranoko no hividianako io fanaka io / Be haingo loatra ny lahateniny [1.1] 5 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13] |
Explanations in English |
6 an ornament [1.2, 1.7] 7 a decoration, an embellishment. See ravaka [1.2] 8 trimmings [1.7] |
Explanations in French |
9 ornement [1.3, 1.8] 10 parure [1.3, 1.8, 1.13] 11 décoration [1.3, 1.13] 12 embellissement [1.3] |
Examples |
13 Noro kosa nanatona an-dreniny, dia velona ny resaky ny haingo. [2.5] 14 hahazo izay tiany momba ireo haingo isan-karazany, ary Ingahibe no hampihanta azy amin' izany. [2.470] |
Derivatives |
|
Analogs | 20 ravaka |
Compound words |
|
Anagrams | 29 angiho, gohina, haingo |
Updated on 2023/08/25 |