Entry fihaingo (haingo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mihaingo: Manao fihaingon' adala koa iny vehivavy iny [1.1]
Explanations in French La manière de se parer [1.3]
Examples 
1Ho tereko tenda ianao koa, fa adala fihaingo ihany koa! [2.245]
2Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436]

Anagrams 

Updated on 2023/01/09