Entry | 1 fihaingoana |
Root | 2 haingo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra |
Explanations in French |
5 [1.3#206] L’action de se parer, ornement |
Examples |
6 Manao fihaingoana fatratra araka ny foraba tamin' izany. [1.437#] 7 Nony ela ny ela, dia sendra nisy mpanankarena maty, ka lambamena sy fihaingoana saro-bidy maro karazana no nampombain' ny havany azy. [2.69#] |
Updated on 2024/12/11 |