|
|
|
|

Entry 1  fandio
Root  2 dio
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Rano na zavatra entina hanadio
5 Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka [1.1]
Explanations in French  6 Ce qu’on peut nettoyer, manière de nettoyer [1.3#106]
Examples  7  Omeo fandio, hoy indray i Bemanana. [2.472#]
8  Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470#]
Combinations  9  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 andofy, fandio, 12 fanody, 13 fiando, 14 fidona

Updated on 2026/03/07