Entry enina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1]
Explanations in English Six [1.7]
Explanations in French Six [1.3, 1.5, 1.8]
International symbols  6
VI [3.1]
Examples 
1Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [2.59]
2Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471]
3Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27]
4Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : enina, enin', enin-, enim-, eni-
Derivatives 
 
Compound words 
Ethnonyms 
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Article 

Entry enina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1]
Explanations in French Qui a sa part, pourvu, participant [1.3]
Examples Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?
[2.131]
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/05/18