Entry faheniny (enina, -ny)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famarana ampahenin' ny vary iray (20 litra) [1.1]
Examples 
1ary nilaza fa raha ny harena avy amin drai-beny anànany faheniny, dia tsy omen-jaza hafa; [2.59]
2Zandiana volonondry enina metatra / Vary akotry faheniny / Mangahazo iray harona / Voatavo roa. [2.59]
Proverbs 

Updated on 2020/07/31