Entry inenina (enina)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-milaza fiverenan-javatra indimy miampy indray mandeha [Rajemisa 1985]
English definition six times [Richardson 1885]
French definition six fois [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
inenina
inenin'
Examples 
1Efa inenina izy mianaka no niala maina. [Ravalison: Atodiorokoroka]
2Ny Katsaka efa hita fa mamoaka inenina amby telopolo hoatra ny lanjan' ny tenany amy ny telo volana sy tapany. [Baron: Botany]
Quotes 

2019/04/17