Entry | 1 dorehitra |
Root | 2 rehitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mena be mangatrakatraka sy mivolon' afo [1.1] |
Explanations in English |
5 [rehitra, burning] very red, scarlet [1.2] |
Explanations in French |
6 très rouge, écarlate [1.3] 7 (racine secondaire qui se distingue de la racine primaire par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra) [1.12] |
Examples |
8 Nojereko ny akanjoko, ny lobako avy koa no nisy dia-molotra mena dorehitra. [2.4#] |
Derivatives |
|
Analogs | 12 |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/10/30 |