Entry midorehitra (dorehitra (rehitra))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay [1.1]
Explanations in English To be a bright flaming red [1.7]
Explanations in French être rouge comme le feu [1.8]
Examples 
1Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470]
2Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana [2.583]
Morphology 
Present : midorehitra
Past : nidorehitra
Future : hidorehitra

Updated on 2023/02/21