Entry | bailoka | |||
Part of speech | adjective | |||
Malagasy definition | Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka [Rajemisa 1985] | |||
French definition | Tortu, de travers [Abinal 1888] | |||
Derivations |
| |||
2017/05/29 |
![]() |