| Entry (1/4) | 1 meloka |
| Root | 2 heloka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka
[1.1] |
| Explanations in English |
5 crooked
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
6 courbe
[1.3#233, 1.8] |
| Examples |
7 ny hazo meloka aza tambinana;
[2.69#]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 16 3 combinations of that word |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Entry (2/4) | 18 meloka |
| Root | 19 heloka |
| Part of speech | 20 adjective |
| Explanations in Malagasy |
21 Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka,
[1.1] |
| Explanations in English |
22 guilty, criminal, sinful
[1.2] 23 guilty [1.7] |
| Explanations in French |
24 coupable
[1.3#233, 1.8] |
| Examples |
25 Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka.
[2.508#]
26 koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. [2.654#] 27 Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. [2.48] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 37 4 combinations of that word |
| Proverbs | 38 Proverbs containing that word |
| Entry (3/4) | 39 meloka |
| Root | 40 heloka |
| Part of speech | 41 adjective |
| Explanations in Malagasy |
42 tezitra
[Bara]
[1.78] |
| Explanations in English |
43 angry, displeased
[1.2] |
| Entry (4/4) | 44 Melòka |
| Part of speech | 45 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
46 Malluch
[2.996] |
| Explanations in French |
47 Malluk
[2.996] |
| Examples |
48 Benjamina, meloka, Samariasa;
[2.996#]
|
| Vocabulary | 49 Holy Scriptures |
| Biblical quotes | 50 Chapters and verses mentioning Melòka |
| Anagrams | 51 lemoka, 52 lomake, 53 maloke, Melòka, meloka |
| Updated on 2026/02/03 |
|