Entry mivaona (vaona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy mandeha mahitsy: Mivaona ity hazo fisaka ity izany
Mandeha any amin' ny tsy izy: Mivaona izany resatsika izany [1.1]
Explanations in English To warp; to turn aside from the mark [1.7]
Explanations in French être tordu; se détourner, rater la cible [1.8]
Morphology 
Present : mivaona
Past : nivaona
Future : hivaona
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20