|
|
|
|

Entry1  mibirioka
Root  2  birioka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika
5  Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io [1.1]
Explanations in English  6  to deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark. [1.2]
Examples  7  Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  1.1=Mivily=misondrovaka=mivaona=miviona=mibisioka=manindao sidina

Updated on 2023/01/20