Entry (1/11) | 1 asa |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 tsy fantatro, tsy mahalala aho [Tanala]
[1.78] 4 Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1] |
Explanations in English |
5 don't know [1.2] 6 I don't know [1.7] |
Explanations in French |
7 je n'en sais rien [1.8] |
Examples |
8 "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." [2.293] 9 asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470] |
Compound words |
|
Tables and plates |
12 All the adverbs |
Entry (2/11) | 13 asa |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato 16 Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? 17 Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao 18 Fampiasana: Asa saina [1.1] |
Explanations in English |
19 tillage, labour, work [1.2] 20 working the soil; work in general [1.7] |
Explanations in French |
21 travail [1.8, 1.13] 22 culture du sol [1.8] 23 emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Article |
74 Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/11) | 75 asa |
Part of speech | 76 noun |
Explanations in Malagasy |
77 Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [1.1] |
Explanations in English |
78 [1.2] |
Derivatives |
|
Entry (4/11) | 81 asa |
Part of speech | 82 noun |
Explanations in Malagasy |
83 Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [1.1] |
Explanations in English |
84 sharpening [1.7] |
Explanations in French |
85 affûtage [1.8] |
Derivatives |
|
Entry (5/11) | 87 asa |
Part of speech | 88 noun |
Explanations in Malagasy |
89 lalàna [Betsimisaraka]
[1.78] |
Entry (6/11) | 90 asa |
Part of speech | 91 adjective |
Explanations in Malagasy |
92 folo [Taimoro]
[1.78] |
Vocabulary |
93 Mathematics: arithmetic |
Entry (7/11) | 94 Asa |
Part of speech | 95 name (biblical book) |
Explanations in English |
96 Acts: one of the books of the Bible [2.996] |
Explanations in French |
97 Actes: un des livres de la Bible [2.996] |
Vocabulary |
98 Holy Scriptures |
Entry (8/11) | 99 ASA |
Part of speech | 100 noun (acronym) |
Explanations in Malagasy |
101 jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina [3.1] |
Vocabulary |
102 Organizations |
Tables and plates |
103 Acronyms |
Entry (9/11) | 104 ASA |
Part of speech | 105 noun (acronym) |
Explanations in English |
106 see American School of Antananarivo [3.1] |
Vocabulary |
107 Organizations |
Tables and plates |
108 Acronyms |
Entry (10/11) | 109 ASA |
Part of speech | 110 noun (acronym) |
Explanations in French |
111 voir Accueil des Sans-Abri [3.1] |
Vocabulary |
112 Organizations |
Tables and plates |
113 Acronyms |
Entry (11/11) | 114 ASA |
Part of speech | 115 noun (acronym) |
Explanations in French |
116 voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo [3.1] |
Vocabulary |
117 Organizations |
Tables and plates |
118 Acronyms |
Anagrams | 119 ASA, asa, saa, ASA, asa, saa |
Updated on 2024/08/23 |