Entry lahasa (lahatra, asa)
Part of speech noun
Malagasy definition (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any [Ravelojaona: Firaketana]
 Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa
¶ Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo
¶ Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena [Rajemisa 1985]
French definition travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs [Abinal 1888]
English definition work, an occupation [Hallanger 1973]
French definition travail, occupation [Hallanger 1974]
Derivations 
Quotes 

Entry lahasa
Part of speech adjective
Malagasy definition fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba [Ravelojaona: Firaketana]
 (teny tranainy) Loko manjamanja [Rajemisa 1985]
French definition teinture [Abinal 1888]
Derivations 

2013/01/14