|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanasana (asa)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [1.1]
4  Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika
5  Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1]
Explanations in English  6  a feast, a banquet [1.2, 1.7]
Explanations in French  7  festin, banquet; invitation [1.8]
Examples  8  Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany. [1.381#]
Synonyms  9  fanasam-be
Compound words 
Phytonyms 
Titles 
Article  13  Randzavola: fanasana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)14  fanasana (sasa)
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [1.1]
Explanations in English  17  A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [1.2]
18  washing clothes, washing [1.7]
Explanations in French  19  action de laver, instrument pour laver, lieu où on lave. [1.5]
20  la lessive, action de laver le linge [1.8]
Examples  21  Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#]
Compound words 

Updated on 2023/07/14