Entry asa tany
Elementary words asa ; tany
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany [1.1]
Examples Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa. [2.332]

Updated on 2023/06/16