Entry aritra
Part of speech noun
French definition convalescence, guérison [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

Entry aritra
Part of speech noun
English definition endurance, forbearance, patience, continuance. See tanty, zaka [Richardson 1885]
French definition endurance, support, patience, persévérance, constance [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
aritra
aritro
aritrao
ariny
aritsika
aritray
aritrareo
aritr'
ari-
aritry
Quotes 

Entry aritra
Part of speech participle
Malagasy definition Zaka, lefitra, toha [Rajemisa 1985]
English definition endured, borne [Hallanger 1973]
French definition supportable [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 supporté [Hallanger 1974]
Morphology 
aritra
aritro
aritrao
ariny
aritsika
aritray
aritrareo
aritr'
ari-
aritry
aritra
aritro
aritrao
ariny
aritsika
aritray
aritrareo
aritr'
ari-
aritry
ho aritra
ho aritro
ho aritrao
ho ariny
ho aritsika
ho aritray
ho aritrareo
ho aritr'
ho ari-
ho aritry
Examples 
1Tsy aritro intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy ka hiala aho. [Rajemisa 1985]
2Tsy aritro ny hainandro (Je ne puis supporter l'ardeur du soleil) [Abinal 1888]
3Tsy aritra anefa ireto teniny kely momba ny tsena ireto: « Izao no lazaiko anareo mpandafo hena. [Rahajarizafy: Kabary, page 112]
4Kanefa tsy aritra izany fiandrasana izany ka ny fihinanana ny akoho amam-borona no ntao hoe Fotsiaritra izany hoe Fo tsy aritra. [Randriamamonjy: Tantara, page 426]

2017/07/03