Entry faharetana (aritra)
Part of speech noun
English definition endurance, patience [Hallanger 1973]
French definition persévérance, patience [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Eny, ry Neny, nampianarina ny faharetana aho; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 144]
2No mampivaona ny fony aman-tsainy, toa tsy mety hiorim-paka na amin' inona na amin' inona, nefa nalaza ho milanto toetra sy be faharetana teo aloha? [Rahajarizafy: Filozofia, page 10]
Quotes 

2017/11/05