Entry araka
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika [Rajemisa 1985]
English translation   according to, following [Hallanger 1973]
French translation   selon, suivant [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   d'après, en proportion [Abinal 1888]
Examples  
1araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion) [Abinal 1888, page 59]
2araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) [Abinal 1888, page 59]
3araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) [Abinal 1888, page 59]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry araka
Part of speech   noun
Malagasy definition   milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso [Rajemisa 1985]
French translation   action de suivre, d’accompagner
¶ action de réclamer, d'imiter [full text in Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   ¶ action de revendiquer
¶ action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter [Abinal 1888]
Derivations  
Morphology  
araka
arako
arakao
arany
aratsika
arakay
arakareo
arak'
ara-
araky
Compound words, titles, names  

Entry araka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Betsimisaraka] reraka, sasatra [Rakotosaona 1972]

Entry araka
Part of speech   noun
Malagasy definition   karazan-toaka mahery [Ravelojaona: Firaketana]
Origin   Arabic: araq.

Updated on 2016/09/03