Entry añimbaratra
Part of speech noun
Malagasy definition anina avy avaratra; karazan-drivotra mitsoka amin' ny fararano, manambara fiavian' ny oram-be [Rajemisa 1985]
English definition  [Provincial] a breeze from the north [Richardson 1885]
Vocabulary 
Analogues  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ anina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Updated on 2012/10/22